FITSIDIHANA ARA-POMBAM- PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ALGERIANA

✅Tonga nitsidika ny Polisim-pirenena ny Ambasadaoron’ny Algérie miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa SEM Malek DJAOUD ny faha 02 Aogositra 2022. Nandray azy tamin’izany ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa.
?‍♂️??‍♀️ Nisy ny dinika nifanaovana ka niompana indrindra tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa nisy teo amin’ny roa tonta izany. Ankoatra izay dia mirary ny hisian’ny fizarana fahaiza-manao eo amin’ny lafiny fitandroana ny filaminana ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka. Araka izany dia antenaina ny hisian’ny fiaraha-miasa akaiky eo amin’ny Polisy Malagasy sy Polisy Algeriana

FITSIDIHANA ARA-POMBAM- PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ALGERIANA

Vous pourrez aussi aimer