– Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Polisy Ekonomika ao amin’ny Service Central des Affaires Reservees Anosy na hiantso ny laharana :
-034 79 340 34
– Toy izao ny momba azy :
-ANARANA : Andry
-FANAMPINY : Tsialonina Marijaona Zoé
-TAONA : 32 taona.
-DATY NAHATERAHANA : 06 Martsa 1994 tao Fianarantsoa
-TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Lot 065 TER Ivato
-ANTONY : Halatra tao amin’ny toerana niasany sy fivadiham-pitokisana (vol au préjudice de l’employeur et abus de confiance)
– FAMPAHATSIAHIVANA :
– Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.
FILAZANA FIKAROHANA: ANDRY TSIALONINA MARIJAONA ZOE
