ANTANANARIVO RENIVOHITRA : LEHILAHY MIISA ENINA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA IREO HETSIKA HIADIANA AMIN’NY MPANAO SINTO-MAHERY, FANENDAHANA ARY FIDOROHANA ZAVA-MAHADOMELINA

👉 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana 👮‍♂️ Manamafy hatrany ny asa fametrahana fandriam-pahalemana maharitra ny Polisimpirenena ka jerena manokana ny paikady hidiana amin’ireo mpanao sinto-mahery sy fanendahana raha ho an’ny ao Antananarivo, Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Analamanga. Misy hatrany ny vokatra azo

AMBOHIPO – AMBOLOKANDRINA : NIDINA IFOTONY NANAO FANARAHA-MASO IREO TOERAM-PISOTROANA NY POLISIMPIRENENA

👮‍♂️ Fanamafisana ny filaminana sy fanarahan-dalĂ na đźš” Nanatanteraka fidinana ifotony teny Ambohipo sy Ambolokandrina ny Polisimpirenena ny alin’ny 16 May hifoha 17 May 2026. âś… Hetsika fandaminana ireo toeram-piantsonana izay miteraka fitohanana ary fanaraha-maso ny taratasin’ireo toeram-pisotroana. 👮‍♂️ Notarihin’ny lehiben’ny

FIANARANTSOA : JIOLAHY MPAMAKY TRANO MIISA TELO NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA NY HETSIKA MAHOMBY

🎯Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena ao Fianarantsoa amin’ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana ary hita fa mametraka fahatokisana amin’ny Polisy ny vahoaka amin’ny alalan’ny fampitam-baovao sy fitorohana ireo tranga miseho eny anivon’ny fiaraha-monina. 👮Jiolahy miisa telo no voasambotry ny Polisy