FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA ANALAMANGA : NANATANTERAKA FIHAONANA HO FANDRINDRANA SY LAMINA MOMBA NY FAMERENANA NY FAMPIHARANA SAZY AMIN’NY FANDIKANA. NY LALĂ€N’NY FIFAMOIVOIZANA

🤝 Tontosa Alarobia 27 Mey 2026, tamin’ny 09 ora maraina, tetsy amin’ny biraon’ny Fitaleavamparitry ny Filamimambahoaka Analamanga eny Ivato, ny fivoriana mba ho fametrahana lamina momba ny famerenana ny fampiharana sazy ho an’ireo mpandika ny lalĂ n’ny fifamoivoizana ao amin’ny Faritra

FANAFIHANA MPANDRAHARAHA VAHINY TENY AVARATRA ANTANIMORA : VEHIVAVY ROA SY LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY RAHARAHA FANAFIHANA MITAM-PIADIANA NIAMPY VONO OLONA

đź‘® Vehivavy roa sy lehilahy iray no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Sampandraharaha miady amin’ ny heloka bevava Anosy noho ny raharaha fanafihana mitam-piadiana sy vona olona nitranga teny Avaratra Antanimora ny alin’ny 30 Martsa 2026. đź’° Tokantranona teratany

ANTANANARIVO RENIVOHITRA : OLONA VALO NOSAMBORIN’NY POLISIMPIRENENA TAMINA FANIDIKAN-DALANA SAMAHIFA TOY NY HERISETRA, HALATRA FINDRAY, FANENDAHANA ARY FANOHERANA MPITANDRO FILAMINANA ARY VAKY TRANO

👉 Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisimpirenena amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny fanamafisana ny filaminambahoaka eto Antananarivo. Tao anatin’ny faran’ny herinandro lasa teo dia olona telo no nosamborina tamin’ny raharaha samihafa nahakasika fanakorontanana sy herisetra natao tanaty bar,