ANTANANARIVO : HETSIKA « TASK FORCE MAHOMBY », FANAMAFISANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA

👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny asa fanendahana, fampiharana ny Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka đŸ‘źâ€â™‚ïž Nanantanteraka fisafoana rodobe tamin’ny alalan’ny fiara sy an-tongotra manerana an’ Antananarivo Renivohitra ireo Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisaria Foibe sy ireo Kaomisaria miisa valo eto an-drenivohitra

MIARINARIVO : FANENTANANA NATAON’NY BFP MAHAKASIKA NY FIAROVANA NY ANKIZY SY ADY AMIN’NY HERISETRA

đŸ›Ąïž Ady amin’ny herisetra sy ny fidorohana zava-mahadomelina ary fiarovana ny ankizy đŸ‘źâ€â™‚ïž Ao anatin’izao fiandohan’ny taom-pianarana izao, dia nanatanteraka fidinana ifotony sy fanentanana ho an’ireo mpianatra ao amin’ny LycĂ©e Miarinarivo, LycĂ©e Technique Miarinarivo ary LycĂ©e FJKM Antanisoa ny Sampan-draharahan’ny

IHOSY : OLONA MIISA 06 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

đŸ‘źâ€â™‚ïž Olona miisa 06 no voasambotry ny Polisimpirenena noho ny fandikan-dalĂ na samihafa samihafa tao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Ihorombe nandritra ny herinandro. 🚹 Miisa telo voasambotra taorian’ny fanafihana mitam-piadiana tao Antanambao, izay nahavery vola 16 500 000 Ariary. Voatazona am-ponja

ALASORA : VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA IREO OLONA MIISA 06 TOMPON’ANTOKA TAMIN’NY RAHARAHA HALATRA FIARA TAXI NARAHANA VONO OLONA TAMIN’NY VOLANA DESAMBRA 2025

đŸ‘źâ€â™‚ïž Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana sy ny heloka bevava 🔃 Raha tsiahivina dia nisy ny raharaha halatra fiara Taxi narahana vono olona, izay nitranga teny Alasora, ny 06 Desambra 2025 lasa teo. 📌 Folo andro taorian’ny nitrangan’ny heloka bevava izany

FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA MATSIATRA AMBONY : OLOANA FITO NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA NY HETSIKA MAHOMBY

đŸ›Ąïž Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana sy fiarovana ny vahoaka sy ny fananany 👉 Nandritra ny hetsika « MAHOMBY » notanterahina teo anivon’ny Kaomisaria Foibe Fianarantsoa, nohamafisina ny fisafoana, ny fanaraha-maso, ny fikarohana ary ny fanadihadiana, indrindra tany amin’ireo toerana ahiana

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : TONTOSA NY FAMARANANA NY LALAO ARA-PANATANJAHANTENA HO TOHIN’NY FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA.

👉 Nifarana ny 05 Oktobra 2026, teny amin’ny Kianjan’ny Barea Annexe Mahamasina sy tetsy amin’ny kianja ACSA Ambohidahy, ireo lalao ara-panatanjahantena nokarakaraina tao anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena. đŸ€ Hetsika niavaka izay nampivondrona ireo mpandray anjara rehetra eto anivon’ny