– Ady amin’ny herisetra atao amin’ny zaza tsy ampy taona. – no Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Sambava, tao amin’ny fokontany Soavinandriana ny lehilahy iray ny harivan’ny 06 Novambra 2026, noho ny resaka fanolanana zazavavy enina taona. –
