MATSIATRA AMBONY : OLONA MIISA 11 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TAMINY RAHARAHA SAMIHAFA NANDRITRAN’NY HETSIKA « MAHOMBY » TAO FIANARANTSOA

🛡️ Ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny heloka bevava 👮‍♂️ Nahitam-bokatra ny hetsika « MAHOMBY » notanterahin’ny Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisaria Foibe Fianarantsoa, tamin’ny alalan’ny fisafoana sy ny vela-pandrika natao tany amin’ireo toerana ahiana hisian’ny asa ratsy. 👉 Lehilahy roa

FAMPIHARANA IREO VOALAZA NANDRITRA NY FIKAONAN-DOHAMPIRENENA HO AN’NY POLISY : MIROSO HATRANY AMIN’NY FANATSARANA NY FOMBA FIASA SY FANAMAFISANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY

đź”·Ady amin’ny kolikoly 👮‍♂️ Ao anatin’ny fanatanterahana ireo teboka noraisina nandritra ny fikaonandoham-pirenena dia manohy ny ezaka amin’ny fanatsarĂ na ny fomba fiasa sy ny fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly ny Ministeran’ny Filaminambahoaka. 🤝 Ho an’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Analamanga dia