PN / FARITRA MENABE: NAHAZO FOTODRAFITRASA VAOVAO

✅️ Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politikan’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka mikasika ny fitantatana ifotony ny filaminana ny fananganana fotodrafitr’asa vaovao. 🏠 Arak’izany dia nisy ny fanolorana trano fiasana vaovao ho an’ny Filaminam-bahoaka any amin’ny faritra Menabe ny Asabotsy 07 oktobra lasa

FANKALAZANA NY FAHA 62 TAONAN’NY POLISIM-PIRENENA: HAZAKAZAKA ARA-PIRAHALAHIANA SY KERIMESY NO NANAMARIHANA NY FAHA 62 TAONA NY ASABOTSY 30 SEPTAMBRA , MBOLA HITOHY ANDROANY KOSA NY KERIMESY

👮‍♂️👮‍♀️Polisy manodidina ny 700 mahery no naneho ny firaisan-kinany tamin’ny alalan’ny hazakazaka teny Ivato ho fanohizana ny hetsika fanamarihana ny fankalazana ny faha 62 taonan’ny Polisim-pirenena. Nanomboka teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny hazakazaka ary nifarana teny amin’ny Sekoly Ambonin’ny Polisy