PN / FARITRA MENABE: NAHAZO FOTODRAFITRASA VAOVAO

✅️ Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politikan’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka mikasika ny fitantatana ifotony ny filaminana ny fananganana fotodrafitr’asa vaovao. 🏠 Arak’izany dia nisy ny fanolorana trano fiasana vaovao ho an’ny Filaminam-bahoaka any amin’ny faritra Menabe ny Asabotsy 07 oktobra lasa