🏛️ Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL tao amin’ny biraony tao Anosy ny 01 Jolay 2026 ny Solon-tena maharitry ny ONUDC (Rantsan’ny Firenena mikambana misahana ny ady amin’ny heloka bevava sy ny zava-mahadomelina) aty Afrika
