đź“… Ny Talata 28 Jolay 2026, nandritra ny fialan-tsasatra teny amin’ny morontsirak’i Mahajanga, dia nanjavona ny lehilahy iray 20 taona rehefa nilaza fa hividy lasopy. 📍 Tsy niverina izy ary tsy tratra tamin’ny antso an-tariby, ka nanao fikarohana ny fianakaviany
