TAFAPETRAKA NY IVOM-PIBAIKOANA ETSY AMIN’NY KAOMISARIA FOIBE TSARALALANA, HANDRINDRA IREO PAIKADY REHETRA HAMPITSARAHANA NY FAHAVEREZANA OLOMBELONA SY FAMONOANA MAMPIAHIAHY

🛡️ Manoloana ny tranga hala-jaza, fahaverezana olon-dehibe ary vono olona mampiahiahy ; sy ny tebiteby aterak’izany eo amin’ny fiarahamonina, dia manamafy ny fandraisana andraikitra ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ireo Hery Fiarovana sy Filaminana ary ireo andrim-panjakĂ na hafa mety ho voakasika. Araka