NOSY BE HELL-VILLE : MANAMAFY NY FIARAHA-MIASA AMIN’NY ADY AMIN’NY HELOKA AN-DRANOMASINA NY POLISIMPIRENENA MALAGASY SY NY INTERPOL

👮 Ao anatin’ny tetikasa « Safe Seas for Africa (SSA) », vatsian’ny Vondrona Eoropeana vola, dia manatanteraka fanazaran-tena sy fampiofanana momba ny ady amin’ny heloka bevava an-dranomasina ny Interpol sy sampanddraharaham-panajakàna malagasy izay miantoka ny fiarovana ny sisin-dranomasika ka mandray anjara mavitrika

ADY AMIN’NY HERISETRA SY FAHAVEREZANA OLONA : TAFATSANGANA ARY EFA MIASA NY SEHATRA ANABAKA AHAFAHANA MITOROKA SY MANAO FILAZANA

👉 Polisimpirenena manaikaiky ny vahoaka 👮 Nanangana sehatra anabaka ahafahan’ny olom-pirenena mitoroka sy mampilaza ireo tranganà herisetra mifototra amin’ny miralenta, ary koa ny fampilazana ireo tranga fahaverezan’olona ny Polisimpirenena ary efa miasa manomboka izao. 🔷 Androany no nampahafantatra ny fisian’izany