1927–2026 — FANKALAZANA NY FAHA-99 TAONAN’NY FANANGANANA NY TAFIKA FANAFAHANA NY VAHOAKA SINOA SY NY FAHA-90 TAONAN’NY FAHOMBIAZAN’NY TAFIKA MENA TAMIN’NY DIABE LAVITRA

🔷 Notanterahina ny tolakandron’ny Sabotsy 25 Jolay 2026 ny lanonana fankalazana ny faha-99 taonan’ny fananganana ny Tafika Fanafahana ny Vahoaka Sinoa sy ny faha-90 taonan’ny fahombiazan’ny Tafika Mena nandritra ny Diabe Lavitra. ©️ Ny Masoivohon ’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina eto