– Ny 13 Jolay 2026 tamin’ny 11 ora sy 20 minitra, tao amin’ny quartier SOMACODIS Ambositra, dia nahita zaza sahabo ho 3 taona nirenireny irery ny Polisy nanao fisafoana ka nentiny avy hatrany tao amin’ny Kaomisarian’Ambositra (CSP Ambositra) mba hiantohana
