🔹 Lehilahy iray 24 taona no voasambotry ny Polisy tao Maintirano ny harivan’ny 19 Jolay 2026. Tompon’antoka tamin’ny fanendahana sy fanolanana vehivavy iray izy, tranga izay niseho tao amin’ny fokontany Mangotroky, kaominina Maintirano. Niharan’ity herisetra ity ilay vehivavy ny atoandron’io
