– Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra – Ny 11 Jolay 2026, tokony ho tamin’ny 06 ora maraina, tao amin’ny Fokontany Mahabo, Kaominina Ambanivohitra Maheriraty, Distrikan’i Farafangana, lehilahy iray 27 taona no tra-tehaka miaraka amin’ny basy poleta vita Gasy taorian’ny fisavàna ny trano
