Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny fifaninanana hidirana ho mpianatra ho Polisy amin’ireto sokajy ireto: – Agent de Police – Inspecteur de Police – Officier de Police – Commissaire de Police – Ny dingana voalohany amin’ny fifaninanana dia hotanterahina ny
