FANADINANA BACCALAUREAT : MIANTOKA NY FILAMINANA ENY AMIN’IREO IVON-TOERAM- PANADINANA AMIN’NY FARITRA IANDRAIKETANY NY POLISIMPIRENENA

🙌 Nitety ireo ivon-toeram-panadinana mandray ny Bakalorea teto Antananarivo sy ny manodidina andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL. Natomboka teny amin’ny CEG Alasora izany, teny Nanisàna, Lycée Faravohitra ary tao amin’ny LMA Ampefiloha. 🟢 Nanome

1948–2026 : LANONAM-PAHATSIAROVANA NY FAHA-78 TAONA NITIFIRANA IREO MAHERY FON’NY FIRENENA NITAKY NY FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA

🇲🇬 Tontosa ny Alahady 19 Jolay 2026, tetsy Antsaham-pitifirana Ankatso, ny lanonam-pahatsiarovana ny faha-78 taona nanamarihana ny nitifirana ireo mahery fo Malagasy izay nitolona sy nanolotra ny ainy ho an’ny fahaleovantenan’i Madagasikara. 🕯️ Nisy ny fametrahana afom-pahatsiarovana sy fehezam-boninkazo teo