– Ho fanamafisana ny ady amin’ny fahaverezana olombelona dia nanara-maso ny fizotran’ny asa tetsy amin’ny « Centre Opérationnel Anti-Enlèvement », etsy amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalana ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, ny Alatsinainy 13 Jolay 2026 hariva,
