👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy fametrahana fandriam-pahalemana maharitra 👮♂️ Taorian’ny fanadihadiana sy fikarohana nataon’ny Polisimpirenena momba ny raharaha vaky trano sy halatra nitranga tao Mahazina Atsimo, Antsirabe, ny 22 Jolay 2026, dia voasambotra ireo olona efatra voasaringotra tamin’izany. 🔃 Entana
