👉 Ireto olona hita amin’ny sary ireo dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ao amin’ny SERVICE CENTRAL DE LUTTE CONTRE LA CYBERCRIMINALITE . Koa hiangaviana izay mahafantatra azy ireo na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra na ihany koa iantso ny laharana finday ireto :
☎ 034 05 703 76 (CybercriminalitĂ©)
☎034 02 330 16 na 032 02 330 16 (Commissariat de SĂ©curitĂ© Publique Morombe)
✅ Toy izao ny momba azy ireo :
Ny raim-pianakaviana :
👉 ANARANA : RESENTO
👉 FANAMPINY : Galtien
👉 TERAKA TAMIN’NY : 09 Janvier 1968 tao Tsiloakarivo
👉 TAONA : 58 taona
Ny renim-pianakaviana:
👉 ANARANA : FANJARA
👉 FANAMPINY :
👉 TERAKA TAMIN’NY : Vers 1983 tao Mampanarivo
👉 TAONA : 43 taona
Ireo zanany :
👉 ANARANA : RESENTO
👉 FANAMPINY : Bien Venue
👉 TERAKA TAMIN’NY : 12 fĂ©vrier 2004 tao Mampanarivo
👉 TAONA : 22 taona
Sy
👉 ANARANA : RESENTO
👉 FANAMPINY : Charles
👉 TERAKA TAMIN’NY : 02 juin 2000 tao Ambahikily
👉 TAONA : 26 taona
👉 ADIRESY NAHITA AZY IREO FARANY : MAMPANARIVO, COMMUNE RURALE TANANDAVA STATION, DISTRICT MOROMBE.
👉 ANTONY : Fikambanana sy firaisana tsikombakomba amin’ny famokarana sy fivarotana horonan-tsary mamoafady misy zaza tsy ampy taona (production, vente, diffussion de vidĂ©o pedopornographie en ligne).
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
đŸ‘źâ€â™‚ïž Ny Polisimpirenena dia manome toky fa hijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ireo olona manome vaovao.

FILAZANA FIKAROHANA:RESENTO Galtien; FANJARA;RESENTO Bien Venue;RESENTO Charles

Vous pourrez aussi aimer