đ Nandritra ny asa fisafoana aminâny alina fanaonâny Polisimpirenena miasa ao aminâny Kaomisaria Maroantsetra ny alinâny Alarobia 27 Mey hifoha Alakamisy 28 Mey 2026 lasa teo, dia nisy olona roa nampiahiahy nifanena taminâizy ireo teny aminâny faritry ny Fokontany Ankiakandrefana.
