🚨 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana . 👉Lehilahy iray 20 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny PPA4 Antaniavo ny Talata 09 Jona 2026 teo ampanaovana sinto-mahery olona iray niandry taxibe teny Antohomadinika. đź‘®Polisy nanao fanamiana siviy no nahasambotra azy
