👉 Ady amin’ny herisetra sy fiarovana ireo olona marefo. 🚨 Nisy fitarainana voaray momba ny fanolanana zazavavy kely vao 4 taona tao amin’ny fokontany Ambodivoanio, Kaominina Nosy Be Hell-Ville, ny 10 Jona 2026. Manoloana izany dia nandray fepetra haingana ny
