PASSEPORT ÉLECTRONIQUE MALAGASY

Si vous voulez télécharger le formulaire, cliquer sur le bouton télécharger 

PIÈCES A FOURNIR POUR

nouvelle demande ou passeport déclaré perdu :

1. Extrait d’acte de naissance moins de six mois ;

2. Photocopie légalisée de la Carte d’Identité Nationale ;

3. Certificat de résidence ;

4. Certificat de position militaire ;

5. Autorisation parentale dûment légalisée ( mineurs moins de 21 ans );

6. Motif du voyage ( Mission, Stage);

7. Trois photos d’identité récente ;

8. Droit 190.000 Ar ou 950.000 FMG ;

9. Attestation d’emploi ou Certificat de travail.
– renouvellement passeport :

1. Extrait d’acte de naissance moins de six mois (mineur moins de 21 ans);

2. Trois photos d’identité récente ;

3. Certificat de résidence ;

4. Photocopie légalisée de la Carte d’Identité Nationale

5. Autorisation parentale dûment légalisée ( mineurs moins de 21 ans );

6. Attestation d’emploi ;

7. Droit 190.000 Ar ou 950.000 FMG.

ANTONTAN-TARATASY ILAINA :

– Ho an’ny mbola tsy manana na very pasipaoro :

1. Kopia manontolon’ny nahaterahana nomena latsaky ny enim-bolana

2. Dika mitovy ny karapanondrom-pirenena ( voamarin’ny manampahefana

3. Fanamarinam-ponenana

4. Fanamarinana ny fanompoam-pirenena ; (ho an’ny lehilahy 18 taona ka hatramin’ny 50 taona);

5. Fanomezan-dalana avy amin’ny ray aman-dreny ( ho an’ny olona latsakin’ny 21 taona mbola tsy manambady vita soratra );

6. Fanamarinana ny anton-dia (afa tsy ho an’ny mpitsangatsagana);

7. Sary tapaka vao tsy ela telo (3);

8. Ny haba aloa dia ato amin’ny birao fanaovana ny pasipaoro eto anosy amin’ny anaran’ny olona hanaovana azy 110.000 Ar (550.000 FMG );

9. Fanomezan-dalana avy amin’ny mpampiasa

– Ho an’ny efa manana pasipaoro :

1. Kopia manontolon’ny nahaterahana nomena latsaky ny enim-bolana ( ho an’ny olona latsakin’ny 21 taona mbola tsy manambady vita soratra )

2. Sary tapaka vao tsy ela telo (3);

3. Fanamarinam-ponenana;

4. Dika mitovy ny karapanondrom-pirenena ( voamarin’ny manampahefana );

5. Fanomezan-dalana avy amin’ny ray aman-dreny ( ho an’ny olona latsakin’ny 21 taona mbola tsy manambady vita soratra );

6. Fanamarinana ny asa;

7. Ny haba aloa dia ato amin’ny birao fanaovana ny pasipaoro eto anosy amin’ny anaran’ny olona hanaovana azy 190.000 Ar ( 950.000 FMG ).