🛡️ Ady amin’ny asan-jiolahy sy zava-mahadomelina. 👮‍♂️ Mitohy ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena amin’ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana sy ny fiarovana ny vahoaka eto amin’ny Faritra Analamanga. 📍 Tao Tanjombato, ny 06 Novambra 2026 maraina, mpanendaka roalahy no voasambotry ny Polisy
