– Ady amin’ny asan-jiolahy – Noho ny ezaka nataon’ny Polisimpirenena amin’ny ady amin’ny asan-jiolahy ao Andapa dia voasambotra ny 02 Novambra 2026 ireo jiolahy miisa roa tompon’antoka tamin’ireo vaky trano maro nisesy tao an-toerana. – Nandritra ny Fisavana ny trano
