FILAZANA FIKAROHANA

  Iangaviana izay mahita na mahalala ny misy ity lehilahy miseho sary eto ity mba hampandre haingana ny Service Sureté Urbaine d’Antananarivo (SUT) TSARALALANA na hiantso ny laharana : -034 05 998 47 -034 02 130 32 ANARANA : RATAHINJANAHARY

VATSY TSINJO – BORIBORINTANY FAHAROA : NIDINA IFOTONY NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NANARA-MASO NY FOMBA FIZARANA ILAY FANAMPIANA

VATSY TSINJO – BORIBORINTANY FAHAROA : NIDINA IFOTONY NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NANARA-MASO NY FOMBA FIZARANA ILAY FANAMPIANA   ? Ny Polisim-pirenena no niandraikitra ny fanisana ireo olom-pirenena eny amin’ny boriborintany faharoa mahakasika ny fanomezana sosialim-bahoaka ho an’ny mponina eny an-toerana. Nanomboka

CSP1-FIVAROTANA TANIN’OLONA ANATY FB : MPISOLOKY HO TOMPON’NY TANY , MPANERA, MPIASAN’NY FANANAN-TANY,ARY FILOHAM-POKONTANY TSY AM-PERINASA SAMY NOSAMBORIN’NY POLISY AVOKOA

CSP1-FIVAROTANA TANIN’OLONA ANATY FB : MPISOLOKY HO TOMPON’NY TANY , MPANERA, MPIASAN’NY FANANAN-TANY,ARY FILOHAM-POKONTANY TSY AM-PERINASA SAMY NOSAMBORIN’NY POLISY AVOKOA ??Vehivavy 01 milaza manana tany mirefy 1100m2 no naka mpanera hivarotra ilay tany. Rehefa raikitra ny fifanarahana dia amidin’ilay mpanera