Gaga ireo mpivarotra eo Analakely rehefa nozarain’ny Polisy kifafa tsirairay kanefa dia misaron-tava tsara avokoa izy rehetra. Tsy fanasaziana akory ny natao fa fampianarana ireo mpivarotra hadio indrindra amin’izao fiparitahan’ny valan’aretina izao. Tsy voatery hanasazy ny Polisy fa manabe ny mpampiasa lalana ihany koa rehefa hita fa mahasoa ny mpiray tanindrazana izany.

CSP1 ANALAKELY : NOMEN’NY POLISY KIFAFA TSIRAIRAY IREO MPIVAROTRA ENY ANALAKELY ENTINY MANADIO NY MANODIDINA AZY

Vous pourrez aussi aimer