MPANENDAKA RAINDAHINY ENY AMIN’NY FARITRA ANOSIBE VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ARY NIDOBOKA AM-PONJA.
👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny fanendahana. 👮‍♂️ Lehilahy 27 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao kaomisaria Mahamasina ny 11 Oktobra 2026 tamin’ny 6 ora hariva. 🎯 Teo am-panendahana mpandalo andeha hody ity lehilahy ity no tratran'ireo Polisy nanao
Read More
BEMASOANDRO ITAOSY : TONTOSA NY VALANDRESAKA MOMBA NY FISOROHANA NY HERISETRA SY NY FIAROVANA NY ANKIZY, NIARAHANA TAMIN’NY BFP SY NY FIKAMBANANA V.I.N.A
🛡️ Ady amin’ny herisetra sy fiarovana ny ankizy 📍 Notanterahina ny 14 Oktobra 2026 tao amin’ny Kaominina Bemasoandro Itaosy ny valandresaka momba ireo karazana herisetra mifototra amin’ny maha-lahy na maha-vavy sy ny fiarovana ny ankizy, niarahana tamin’ny BFP Tsaralalà na sy
Read More
ANKADIKELY – AMBOHITRARAHABA : MPANENDAKA ROALAHY VOASAMBOTRY NY POLISY TENY AMBOHITRARAHABA
👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny fanendahana 👮‍♂️ Mpanendaka roalahy no voasambotry ny Polisy miasa ao kaomisaria foibe Avaradrano ny Alahady 11 oktobra 2026 nandritran'ny fisafoana an-tongotra izay nataon'izy ireo tao an-tsenan' Ambohitrarahaba. 👉vehivavy roa no niharan'ny fanendahana sy herisetra
Read MoreSTAFF TECHNIQUE AU NIVEAU REGIONAL
Reparties dans les 24 régions de Madagascar.
LES MINISTRES SUCCESSIFS replicafactory

Inspecteur Général de Police, Rakotoarimanana Herilala
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, RANDRIANARISON Fanomezantsoa R.
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAFANOMEZANTSOA Roger
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, ERICK Michel W. S. Idrissa
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, ANDRIAMISA Jean Jacques
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, ANANDRA Norbert
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, RANDIMBISOA Blaise Richard
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAKOTONDRAZAKA Arsène
Ministre successif
Contrôleur Général de Police ,RANAIVOSON Dieudonné
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAKOTOMIHANTARIZAKA Rémy Sylvain Organès
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, RASOLOFOMANANA Désiré
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, RAZAKANIRINA Lucien Victor
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, AMADY Augustin
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, AZALY Ben Marofo
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, BELALAHY Léon Arsène
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAZAFINDRAZAKA Berthin
Ministre successif
Inspecteur Général de Police, AMADY Augustin
Ministre successif
Contrôleur Général de Police, RAZAFIKELY Ferdinand
Ministre successif
SERVICES OFFERTS
Service de demande de visa touristique en ligne pour Madagascar.
Visa non-immigrant ou Visa PAF
Lire la suite ...
Service Central du Contrôle de l’Immigration et de l’Emigration (Passeport Malagasy)
Pasipaoro Malagasy
Lire la suite !!!
Service Central des Unités Spécialisées d’Intervention de la Police Nationale ( Unités Spécialisées)
USI - UIR
Voir plus !!!