Henjana ilay fihibohana lavareny, miteraka fahasahiranana ho an’nyrehetra. Raha tiantsika ny hiala haingana amin’ity fihibohana ity dia ndao hiara-mientana amin’ny fanarahana ireo lamina sy fepetra napetraka handresena ity aretina COVID 19 ity.

– Aza mivoaka ny trano raha tsy tena anton-dia maika sy tsy azo ialana ;

– Raha tsy maintsy hivoaka dia manaova arotava, aza atao eo amin’ny saoka, aza atao am-paosy.

– Hajao ny elanelana iray metatra amin’ny olona mifampiresaka na mifanerasera aminao.

– Fadio ny mivorivory. Nymahasoa aloha vao ny mahafinaritra ka atsaharo ny lalao samihafa toy ny fampiadiana akoho, korana miaraka…

– Ekena fa zava-dehibe amintsika Malagasy ny fifanotronana amin’ny fahoriana nefa ilaina ny fitandremana sao ny velona indray no hanara-dia ny efa maty ka aza mitangorongorona miandry faty. Mafy izany teny izany nefa izany no marina.

– Aza mifamangivangy na mifampitsidika fa rehefa tapitra ny aretina manao misimisy. « Ny Havana tsy hita ela ange hamonoana akoho mikotrika e »

MIJANONA AN-TRANO

Polisim-pirenena VONONA !!!

Anaovy ny aro-tava sy aron'orona !!!
MIJANONA AN-TRANO

Ensemble nous reussir!!!

STOP CORONAVIRUS !

Voir plus !!!
Ensemble nous reussir!!!

Miara-mirona

Mpandresy ny CORONAVIRUS !

COVID-19 !!!
Miara-mirona

Anaovy ny aron'orona sy vava !

Miara-mientana isika handresy ny Covid-19 !!!

COVID-19 !!!
Anaovy ny aron'orona sy vava !
MIJANONA AN-TRANO – ANAOVY NY ARO-VAVA SY ORONA

Vous pourrez aussi aimer