FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA

FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA ???? FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA ?Tonga nitsidika ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka teto amin’ny toeram-piasany teto Anosy ny Masoivohon’ny Israely eto Madagasikara, Andriamatoa Eli Belotsercovsky

CSP FARAFANGANA – DORO TANETY : NIARA-NIENTANA NY MPITANDRO FILAMINANA TANY AN-TOERANA ARY EFA VOAFEHY NY AFO

CSP FARAFANGANA – DORO TANETY : NIARA-NIENTANA NY MPITANDRO FILAMINANA TANY AN-TOERANA ARY EFA VOAFEHY NY AFO ?‍♂️?‍?? Mitohy hatrany ny fandraisana andraikitra ataon’ny mpitandro ny filaminana miaraka amin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny misahana ny tontolo ianiana. ✅ Tany Antekabo- Ambalolo (

CC ATSIMONDRANO – FISAFOANA AN’ELAKELAN-TRANO MANDRITRA NY FAHATAPAHAN-JIRO : MPANENDAKA MIISA ROA TRATRAN’NY POLISY NANENDAKA OLON-DEHIBE

CC ATSIMONDRANO – FISAFOANA AN’ELAKELAN-TRANO MANDRITRA NY FAHATAPAHAN-JIRO : MPANENDAKA MIISA ROA TRATRAN’NY POLISY NANENDAKA OLON-DEHIBE ✅ Ray aman-dreny 62 taona no noendahin’izy roalahy ireto teny Ambohimanatrika, omaly tokony ho tamin’ny 08ora hariva ?‍♂️? Ny Polisim-pirenena izay manamafy ny fisafoana