ROAD TO BAL : FISAORANA TAMIN’NY FIKARAKARANA NY COSPN

✅Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka sy ny fianakaviamben’ny Polisim-pirenena dia maneho fisaorana sy fankantelemana ho an’ireo mpitia « Basket » rehetra tsy ankanavaka nanohana ny COSPN nandritry ny « Road to bal » notanterahina tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny 21-23 Oktobra lasa teo.
✅Mankasitraka ny Fitondram-panjakana teo amin’ny fanampiana marolafy: fanamorana ny ara-taratasy, teo amin’ny fampitaovana, na lafiny teknika, ka nahatontosana ny Road to bal.
✅Ankasitrahana ihany koa ireo mpanohana ofisialy, mpanohana sy mpiara-miasa rehetra:
?TELMA (PRESENTING PARTNER)
?CFAO
?VIGIE
?OCEP
?TAF
?LE CENTELL
?YOUZOU
?MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
?COMMUNE URBAINE D’ANTANANARIVO
?COMITÉ OLYMPIQUE MALGACHE
✅ IREO PARTENAIRES:
?JOVENA ?RADISSON BLU?DOWNTOWN HÔTEL ?SAMSARA HÔTEL?EURÊKA ?YMAGOO?TOMETAL?
✅Ireo orinasa rehetra naman’ny COSPN ka nanohana na tamin’ny alalan’ny fanjifana ny Carte de soutien, na ireo nifidy ny tsy hitonona ny anarana, tamin’ny alalan’ny fanohanana ara-bola, na ara-pitaovana, sy ny sisa tsy voatanisa.
?Andriamanitra manan-karem-pahasoavana hamaly fitia anareo rehetra.

ROAD TO BAL : FISAORANA TAMIN’NY FIKARAKARANA NY COSPN

Vous pourrez aussi aimer