ROAD TO BAL – COSPN : FANDRESENA INDRAY NO AZON’NY COSPN , TAFIAKATRA HIFANINANA AMIN’NY FIFANINANA « BAL » ETO AFRIKA IZY IREO

???? KENYA PORT AUTHORITY (KENYA) 60 VS 66 ??COSPN
?Tafavoaka voalohany ary tafiakatra amin’ilay fifaninana BAL ny ekipan’ny COSPN rehefa nandavo ny KPA Tamin’ny isa 66 noho 60.
✅I LIVIO sy ELLY no mpampiditra betsaka indrindra tamin’ny isa 14 avy.
ALEFA FOANA COSPN

ROAD TO BAL – COSPN : FANDRESENA INDRAY NO AZON’NY COSPN , TAFIAKATRA HIFANINANA AMIN’NY FIFANINANA « BAL » ETO AFRIKA IZY IREO

Vous pourrez aussi aimer