DRSP ANALAMANGA – FAHAZOANA FITAOVANA VAOVAO : NAHAZO FIARA AVY AMIN’NY GOVERNORA ANALAMANGA

? Mankasitraka ny governora an’ Analamanga RASOAMAROMAKA Hery ny Polisy miasa ao amin’ny fitaleovam-paritra Analamanga etsy Ambohidahy noho ny fahazoan’izy ireo fiara vaovao.
??Fiara izay hanampy betsaka ny Polisy amin’ny fanafainganana ny asa hoentina miaro sy manampy ny vahoaka.

DRSP ANALAMANGA – FAHAZOANA FITAOVANA VAOVAO : NAHAZO FIARA AVY AMIN’NY GOVERNORA ANALAMANGA

Vous pourrez aussi aimer