CSP FARAFANGANA – DORO TANETY : NIARA-NIENTANA NY MPITANDRO FILAMINANA TANY AN-TOERANA ARY EFA VOAFEHY NY AFO

?‍♂️?‍?? Mitohy hatrany ny fandraisana andraikitra ataon’ny mpitandro ny filaminana miaraka amin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny misahana ny tontolo ianiana.
✅ Tany Antekabo- Ambalolo ( Farafangana ) indray no nisy doro-tanety. Niara nisalahy avokoa ny avy eo amin’ny Polisim-pirenena, ny zandarimariam-pirenena, ny miaramila ary ireo sampan-draharaha miaro ny tontolo iainana namono ny afo ary efa voafehy izany ankehitriny.
✅ Tsy mbola fantatra hatreto ny niantombohan’ny afo saingy efa misy ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro ny filaminana.

CSP FARAFANGANA – DORO TANETY : NIARA-NIENTANA NY MPITANDRO FILAMINANA TANY AN-TOERANA ARY EFA VOAFEHY NY AFO

Vous pourrez aussi aimer