FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : MIISA 16 IREO LEHIBEN’NY KAOMISARIA SY HERY VONJY TAITRA NAHAZO FIOFANANA

FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : MIISA 16 IREO LEHIBEN’NY KAOMISARIA SY HERY VONJY TAITRA NAHAZO FIOFANANA ?‍♂️?‍♀️Ireo lehiben’ny kaomisaria sy ireo lehiben’ny hery vonjy taitra eto anivon’ny Polisim-pirenena indray no nahavita ny fiofanany izay nofaranana tetsy amin’ny sekoly ambony ny

BRIGADE FEMININE DE PROXIMITE : NANDRAY ANJARA TAMIN’NY HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY TOVOVAVY SY NY VEHIVAVY KARAKARAIN’NY BANKY IRAISAM-PIRENENA

BRIGADE FEMININE DE PROXIMITE : NANDRAY ANJARA TAMIN’NY HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY TOVOVAVY SY NY VEHIVAVY KARAKARAIN’NY BANKY IRAISAM-PIRENENA ✅ Omaly 25 Novambra no andro iraisam-pirenena ho an’ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy . Ho fanamarihana izany dia

BUREAU CENTRAL NATIONAL INTERPOL ANTANANARIVO : NAHAZO FITAOVANA MARO SAMIHAFA HOENTINA MANATSARA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA

BUREAU CENTRAL NATIONAL INTERPOL ANTANANARIVO : NAHAZO FITAOVANA MARO SAMIHAFA HOENTINA MANATSARA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA ?️?️?? Nahazo fitaovana ( ordinateur, imprimante, vidéo sy écran Projecteur ,… ) mitentina 150 000 000ar avy amin’ny OIPIC ( Organisation Internationale de Police Criminelle)

FANAMBARANA

FANAMBARANA ✅Mikasika ilay raharaha vono olona ka nahafatesana mpiraki-draharaha sy inspecteur des impôts ny 15 novambra 2022 teny Imerinkiasinina, ny Polisim-pirenena Malagasy dia manao izao fanambarana izao : 1- Ny Polisim-pirenena Malagasy dia miondrika am-panajana manoloana ireo namana mpiara-miasa maty

BC3 – BC4 FANAFIHANA TOKANTRANO IRAY TETSY ANKADINDRAMAMY : VOASAMBOTRY NY POLISY IZY 07 MIANADAHY NANAO ILAY FANAFIHANA NIARAKA TAMIN’NY BASY

✅ 03 andro taorian’ny fanafihana mitam-basy nataon’ireo olon-dratsy tamina tokantrano iray tetsy Ambohidahy Ankadindramamy dia tra-tehaky ny Polisy avokoa ireto jiolahy miandahy miambavy ireto . ✅ Nisy tamin’izy ireo no nanao ny asa fanangonam-baovao mahakasika ilay trano ho tafihina, ny