FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : MIISA 16 IREO LEHIBEN’NY KAOMISARIA SY HERY VONJY TAITRA NAHAZO FIOFANANA

?‍♂️?‍♀️Ireo lehiben’ny kaomisaria sy ireo lehiben’ny hery vonjy taitra eto anivon’ny Polisim-pirenena indray no nahavita ny fiofanany izay nofaranana tetsy amin’ny sekoly ambony ny Polisy tamin’ny fanazaran-tena mitifitra amin’ny fitaovam-piadiana.
✅ Fanatsarana ny asan’ny Polisim-pirenena no tanjona ary nohamafisin’ Andriamatoa Minisitry ny filaminam-bahoaka rehefa nandray fitenenana izy fa  » ilaina ny fifampizarana ny fahaiza-manao ho fampitomboana ny traikefa efa hanan’ny Polisy mba ho samy tompon’andraikitra amin’ny fanatanterahana ny asany  »
✅ Nisy ihany koa moa ny fanomezana « certificat  » ho an’ireo Polisy 16 mirahalahy nahavita fiofanana.

FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIM-PIRENENA : MIISA 16 IREO LEHIBEN’NY KAOMISARIA SY HERY VONJY TAITRA NAHAZO FIOFANANA

Vous pourrez aussi aimer