HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY VEHIVAVY SY NY ZATOVOVAVY : MITOHY NY FITETEZANA SEKOLY ATAON’NY BFP MAHAJANGA

?‍♀️Tsy mitsahatra mitety sekoly ireo Polisy vehivavy avy ao amin’ny BFP mampahafantatra ny ankizy ny zony sy ny ady atao amin’ny herisetra izay mety hianjady amin’izy ireo eny anivon’ny fiaraha-monina eny .
?‍♀️? Ho an’ny BFP Mahajanga dia mpianatra miisa 130 no nahazo ny fanentanana tao amin’ny CEG Belobaka izay tafiditra indrindra ao anatin’ny hetsika « 100 Andro ho an’ny vehivavy sy ny zatovovavy  »

HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY VEHIVAVY SY NY ZATOVOVAVY : MITOHY NY FITETEZANA SEKOLY ATAON’NY BFP MAHAJANGA

Vous pourrez aussi aimer