CYBERCRIMINALITÉ – FISOLOKIANA ATO ANATY FB : 24 TAPITRISA NO AZON’ITY LEHILAHY ITY REHEFA NILAZA IZY FA MAHAVITA MANDEFA OLONA MIASA ANY MAORISY

✅ Milaza fa mahafantatra olona sy efa mpandefa olona hiasa any Maorisy izy . Olona miisa 12 no tafiditra tao anaty fandrika ary nahazoany vola 2 tapitrisa avy . Vola izay nolazainy tamin’ireo olona voafitaka fa hikarakarana ny antontan-taratasy rehetra hoentina miasa any Maorisy .
✅ Rehefa nihemotra hatrany ny andro voalaza fa tokony handehanan’izy ireo dia nitory azy tany amin’ny Polisy ireto farany.
✅ Nanao ny fanadihadiana ny mpitandro filaminana rehefa notadiavina dia hita ihany ity tovolahy ity ary niaiky fa tsy misy akory ilay asa nampanantenainy . Mbola hita tao anaty findainy ihany koa ny sariny milalao vola azony tamin’ny fisolokiana.

CYBERCRIMINALITÉ – FISOLOKIANA ATO ANATY FB : 24 TAPITRISA NO AZON’ITY LEHILAHY ITY REHEFA NILAZA IZY FA MAHAVITA MANDEFA OLONA MIASA ANY MAORISY

Vous pourrez aussi aimer