– Karohan’ny Polisimpirenena ity olona voalaza anarana etsy ambany ity. Koa hiangaviana izay rehetra mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hampandre ny CSP4 ISOTRY na hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky azy indrindra na hiantso ireto laharana ireto :
– 034 05 517 30
– 034 05 998 43
– MOMBAMOMBA AZY
– Anarana : RAMAHENINARIVO ANDRIAMANANDAFY Olivier Jean Parfait
– Daty nahaterahana : 12 Septambra 1994
– Toerana nahaterahana : Mampikony
– Ray : RAMAHENINARIVO Jean Fidèle
– Reny : RAZAFINDRANJA Joël Benjamine
– Taona : 32 taona
– ADIRESY FARANY FANTATRA : eo amin’ny 500 metatra akaiky ny CEG Mitsinjo sy/na Lot AB 436 II Ambohimamory.
– ANTONY IKAROHANA : raharaha voalazan’ny Andininy faha-379 sy faha-386 ao amin’ny Fehezan-dalàna famaizana malagasy (Code pénal malagasy).
– FAMPAHATSIAHIVANA
– Ny Polisimpirenena dia manome toky fa hajaina sy hotazonina ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba izay rehetra manome vaovao hanampy amin’ny fikarohana.
