– Fampitomboana ny traikefa sy fahaiza-manao – Notanterahina ny Alakamisy 12 Novambra 2026 teny amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy Fiofanana Mitohy (DRFC) Antanimora ny lanonana famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny fiofanana momba ny fifampiraharahana mandritra ny fisiana toe-draharaha sarotra
