POLISIMPIRENENA – POLITIKA SY PAIKADY ENTINA MIADY AMIN’NY KOLIKOLY : HAMAFISINA NY FANENTANANA ANATINY

âś… Polisimpirenena lavitry ny kolikoly 📝Ho tohin’ny fampiharana izay tapaka nandritra ny fikaonandoham-pirenena notanterahin’ny Polisimpirenena, ka izay mahakasika ny ady amin’ny kolikoly dia notanterahina ny 09 Novambra 2026 tamin’ny dtao amin’ny Sekolim-pirenena ambony ho an’ny Polisy (ENSP) tetsy Mamory Ivato

ANTANANARIVO : MITOHY NY HETSIKA « TASK FORCE MAHOMBY » ATAON’NY POLISIMPIRENENA MBA HAMETRAHANA FILAMINANA MAHARITRA

đź‘® Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka 🚨 Mitohy ny hetsika manokana atao hanamafisana ny filaminana eny an-dalĂ mbe sy eny anivon’ny fiarahamonina izay tanterahin’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Foiben’Antananarivo Renivohitra. 📍 Anisan’ny paikady ampiasaina ny fampitomboana isa ireo Polisy