đź‘® Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka
🚨 Mitohy ny hetsika manokana atao hanamafisana ny filaminana eny an-dalĂ mbe sy eny anivon’ny fiarahamonina izay tanterahin’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Foiben’Antananarivo Renivohitra.
📍 Anisan’ny paikady ampiasaina ny fampitomboana isa ireo Polisy manao fisafoana amin’ny moto nanomboka ny 08 novambra 2026.
đź”· Ankoatran’ny fijerena ny lafiny fandriam-pahalemana dia misahana ny fanamaivanana ny fitohanan’ny fifamoivoizana ihany koa izy ireo.
✅ Izao no natao dia mba ho fampiharana hatrany ny tarigedra « Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka »
ANTANANARIVO : MITOHY NY HETSIKA « TASK FORCE MAHOMBY » ATAON’NY POLISIMPIRENENA MBA HAMETRAHANA FILAMINANA MAHARITRA