ANOSIBE SY IREO FOKONTANY MANODIDINA : MANAMAFY NY FIARAHA-MIASA AMIN’IREO VAOMIERAN’NY FANDRIAM-PAHALEMANA NY POLISIMPIRENENA, MISY HATRANY NY FISAFOANA HIARAHANA MANAO

👉 Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka 🚨 Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena amin’ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra. 👮‍♂️ Nanatanteraka fisafoana mandeha an-tongotra ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’i Mahamasina izay notarihan’ny Lehiben’ny Kaomisaria foibe, niarahana tamin’ireo vaomeran’ny fandriam-pahalemana sy

TOHIN’NY RAHARAHA FANAFIHANA MITAM-PIADIANA NAHAFATESANA OLONA TAO AMIN’NY TSENAN’ANOSIBE – NIDOBOKA ENY TSIAFAHY NY TOMPON’ANTOKA SY IREO MPIRAY TSIKOMBAKOMBA AMINY, VEHIVAVY IRAY NIDOBOKA AO ANTANIMORA.

👮‍♂️ Taorian’ny fanafihana vehivavy miisa roa teny Ambilanibe ny 14 Septambra 2026 ka nandratran’ireo jiolahy azy ireo noho ny tsindron’antsy ary nahaverezana vola be ; teo ihany koa ny fanafihana teny Anosibe izay nahafatesana mpandraharaha tanora iray ny 14 Oktobra

ANTANANARIVO RENIVOHITRA : OLONA MIISA EFATRA MPIVAROTRA SY MPIFOKA RONGONY NO VOASAMBOTRY POLISIMPIRENENA

👉 Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina đź‘® Nandritra fidinana ifotony sy fitsirihana nataon’ny Polisimpirenena. Tafiditra ao anatin’ny hetsika manokana entina miady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina izay tarihin’ny Fitaleavam-paritry Filaminambahoaka Analamanga dia olona miisa 04 no voasambotra. 🎯 Olona telo mpivarotra sy mpifoka