– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa iangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandre avy hatrany ny Polisy Ekonomika Anosy na ihany koa hiantso ireto laharana finday ireto :
– 034 18 383 83
– 032 75 045 19
– Toy izao ny momba azy :
– ANARANA : ANDRIANKOTO
– FANAMPINY : ANDRIANTSOA Véronic
– TAONA : 42 taona
– DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 03 Desambra 1984 tao Befelatanana Antananarivo IV.
-CIN : 101 232 127 774 ny 14/10/2002 tao Antananarivo III.
-ASA TEO ALOHA : « Gérante » trano fikarakarana tarehy sy taovolo VEROVERO tao Ankadifotsy Antananarivo.
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Lot II V 40 à Antananarivo III à Mandialaza Ankadifotsy
– ANTONY : Fisolokiana
– FAMPAHATSIAHIVANA :
– Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

 

FILAZANA FIKAROHANA: ANDRIANKOTO ANDRIANTSOA Véronic

Vous pourrez aussi aimer