‼️Olona roa no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny CRFIP Atsimo Atsinanana, tratra nitazona sy nampiasa vola sandoka. 👮♂️Nandritra ny fisafoana nataon’ny Polisin’ny FIP tany Amboanio ny alin’ny 24 Aprily 2026 no nahatratrarana ireto roalahy tsy te hisasatra ireto. Nisy
