MANANDRIANA : TAORIAN’NY FANENTANANA SESILANY NATAON’NY POLISIMPIRENENA , BASY KALACHNIKOV IRAY NO NAVERIN’IREO DAHALO NIOVA FO TAO NAMORANA
-Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. - Ny 20 Aprily 2026, tokony ho tamin’ny 04 ora sy sasany maraina, basy mahery vaika iray Kalachnikov miaraka amin’ny fitoeram-balany sy bala efatra (04) no nafoin’ireo olona milaza ho « Dahalo niova fo » avy
POLISIMPIRENENA : MANAMAFY NY FIRAISAN-KINA EO AMIN’NY FANATANTERAHANA NY ASA NY AO AMIN’NY POLISY MISAHANA NY FIFAMOIVOZANA EO ANIVON’NY KOMISARIA FOIBE ANTANANARIVO TAMIN’NY ALALAN’NY « TEAM BUILDING » NATAO TENY AMBOHIMANGAKELY
-Nanatanteraka dinikasa ho fanamafisana ny firaisan-kina sy firaisan-tsaina na “team building” ireo Polisin’ny fifamoivozana eo anivon’ny Komisaria foibe Antananarivo, ny Alahady 26 Aprily 2026 tetsy Ambohimangakely . -Tonga nanome voninahitra izany ny Tale Jeneraly lefitry ny Polisimpirenena, ny Contrôleur Général
