MAINTIRANO : MANATANTERAKA FANENTANANA MOMBA NY ADY AMIN’NY HERISETRA MIFOTOTRA AMIN’NY MAHA LAHY SY MAHA VAVY ARY NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY NY POLISIMPIRENENA

– Polisimpirenena manakaiky vahoaka – Ny tolakandron’ny 26 Aprily 2026, notanterahina tao amin’ny tokotanin’ny EPP Tanambao SPM Maintirano ny hetsika fanentanana nokarakarain’ny Polisimpirenena miasa any an-toerana. – Lohahevitra lehibe nodinihina nandritra ny fanentanana ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha-lahy

FANOMBOHANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FAMPIASANA RAFITRA RINDRAN-KAJY HIARAHAN’IREO MINISITERA SY ANDRIM-PANJAKANA : DINGANA VAOVAO HO AN’NY FANAVAOZANA ARA-NOMERIKA.

– Notanterahina ny 28 Aprily 2026 tao amin’ny Novotel Ivandry ny lanonana fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fampiasana rafitra rindran-kajy hiarahan’ireo minisitera sy andrim-panjakana na ny « interopérabilité nationale », hetsika iray lehibe entina manamafy ny fanavaozana ara-nomerika eto Madagasikara.